plt_tn/ezk/09/01.md

825 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana nomen'Andriamanitra azy. Nanomboka tao amin'ny 8:1 izany.

nitomany teo an-tsofiko izy

"henoko niantso mafy Izy"

mpiambina

olona izay miaro zavatra iray.

fitaovam-piadiana fandravana

fitaovam-piadiana famotehana olona na zavatra

fitaovam-piadiana famonoana

fitaovam-piadiana famonoana olona maro

indro!

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. Afaka adika hoe "tokoa!" ihany koa izany.

rongony fotsy

akanjo mafy, malefaka vita amin'ny zava-maniry iray. Izany dia anaovan'ny olona maro any amin'ireo toerana mafana. Fandikana hafa: "akanjo malefaka"

fitaovan'ny mpanora-dalàna

fitaovana izay ampiasain'ny mpanora-dalàna mba hanoratana

varahina

vy miloko volamena somary antitra.