plt_tn/ezk/09/01.md

36 lines
825 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ezekiela manohy milaza momba an'ilay fahitana nomen'Andriamanitra azy. Nanomboka tao amin'ny 8:1 izany.
# nitomany teo an-tsofiko izy
"henoko niantso mafy Izy"
# mpiambina
olona izay miaro zavatra iray.
# fitaovam-piadiana fandravana
fitaovam-piadiana famotehana olona na zavatra
# fitaovam-piadiana famonoana
fitaovam-piadiana famonoana olona maro
# indro!
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka eo. Afaka adika hoe "tokoa!" ihany koa izany.
# rongony fotsy
akanjo mafy, malefaka vita amin'ny zava-maniry iray. Izany dia anaovan'ny olona maro any amin'ireo toerana mafana. Fandikana hafa: "akanjo malefaka"
# fitaovan'ny mpanora-dalàna
fitaovana izay ampiasain'ny mpanora-dalàna mba hanoratana
# varahina
vy miloko volamena somary antitra.