plt_tn/ezk/08/12.md

546 B

hitanao ve ny ataon'ireo loholon'ny ankohonan'Israely ao amin'ny maizina?

Mametraka ity fanontaniana ity Andriamanitra mba hijeren'i Ezekiela an'izay lazain'Andriamanitra azy mba ho jerena.

ankohonan'Israely

Ny teny hoe "ankohonana" dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Ireo vondron'olona Israelita" Adikao toy ny tao amin'ny 3:1.

ny efitra miafin'ny sampiny

"efitra izay tsy hahitan'iza na iza azy manompo ny sampiny"