plt_tn/ezk/08/12.md

12 lines
546 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# hitanao ve ny ataon'ireo loholon'ny ankohonan'Israely ao amin'ny maizina?
Mametraka ity fanontaniana ity Andriamanitra mba hijeren'i Ezekiela an'izay lazain'Andriamanitra azy mba ho jerena.
# ankohonan'Israely
Ny teny hoe "ankohonana" dia sarinteny ho an'ny fianakaviana izay mipetraka ao amin'ilay trano, amin'ity tranga ity dia ireo Israelita, ireo taranak'i Jakoba an-taona maro. DH: "Ireo vondron'olona Israelita" Adikao toy ny tao amin'ny 3:1.
# ny efitra miafin'ny sampiny
"efitra izay tsy hahitan'iza na iza azy manompo ny sampiny"