plt_tn/ezk/07/23.md

40 lines
1.3 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh amin'i Ezekiela momba an'Israely.
# Manaova rojo
Ny rojo dia nampiasaina mba hihazonana andevo na gadra. Andriamanitra dia milaza izany mba hampisehoana ny olona fa ho lasa andevo na gadra izy ireo.
# ny tany dia feno ny fitsaran'ny rà
ireo mety ho heviny dia 1) "na aiza na aiza eo amin'ny firenena dia mitsara ny olona Andriamanitra satria namono ny hafa an-keriny izy ireo" na 2) "ny fitsaràna na aiza na aiza eo amin'ny firenena dia mamono olona." Ny teny hoe "rà" eto dia maneho ny famonoana olona sy fahafatesana.
# ny tanàna dia feno herisetra
"ny herisetra dia eny rehetra eny ao amin'ilay tanàna" na "olona maro amin'ilay tanàna dia manao zavatra mahery setra amin'ny hafa"
# ho fananan'izy ireo ny tranony
"ny ratsy fanahy dia haka an'ireo tranon'Israely"
# hamarana ny avonavon'ny mahery Aho
Hampijanona ny fireharehan'ireo vahoaka maherin'Israely amin'ny tenan'izy ireo Aho
# ho voaloto ireo toera-masin'izy ireo
"ireo fahavalo dia handoto an'ireo toerana izay hanompoanareo"
# ireo toera-masin'izy ireo
ireo toerana izay nanompoan'izy ireo sampy.
# Ho avy ny tahotra
"hatahotra ny olona"
# Hitady fiadanana izy ireo
"hanantena fiadanana izy ireo" na "hiezaka hanao fihavanana amin'ireo fahavalony izy ireo"