plt_tn/ezk/07/14.md

24 lines
763 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.
# Nitsoka ny trompetra izy ireo
"nitsoka ny trompetra izy ireo mba hiantsoana ny vahoaka hiady amin'ny fahavalo"
# Ny sabatra dia amin'ny any ivelany
Ny sabatra dia maneho ny ady. Fandikana hafa: "misy ady any ivelany"
# ny areti-mandringana sy ny mosary dia ao anatin'ny trano be
Ny trano be dia mety maneho an'ilay tanàna.
# raha hanimba ireo ao amin'ny tanàna kosa ny mosary sy ny areti-mandringana
Eto ny teny hoe "hanimba" dia midika hoe "mamotika tanteraka." Fandikana hafa: "ary ny ankamaroan'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna dia ho fatin'ny hanoanana sy aretina."
# Tahaka ireo voromailala eny amin'ireo lohasaha, dia hitolokoloko izy rehetra
Ny voromailala dia j