plt_tn/ezk/07/14.md

763 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.

Nitsoka ny trompetra izy ireo

"nitsoka ny trompetra izy ireo mba hiantsoana ny vahoaka hiady amin'ny fahavalo"

Ny sabatra dia amin'ny any ivelany

Ny sabatra dia maneho ny ady. Fandikana hafa: "misy ady any ivelany"

ny areti-mandringana sy ny mosary dia ao anatin'ny trano be

Ny trano be dia mety maneho an'ilay tanàna.

raha hanimba ireo ao amin'ny tanàna kosa ny mosary sy ny areti-mandringana

Eto ny teny hoe "hanimba" dia midika hoe "mamotika tanteraka." Fandikana hafa: "ary ny ankamaroan'ny vahoaka ao amin'ilay tanàna dia ho fatin'ny hanoanana sy aretina."

Tahaka ireo voromailala eny amin'ireo lohasaha, dia hitolokoloko izy rehetra

Ny voromailala dia j