plt_tn/ezk/07/12.md

962 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.

Ho avy ny fotoana; efa manakaiky ny andro

Ny hoe "fotoana" sy "andro" dia samy maneho ny fotoana hanasazian'Andriamanitra ny vahoakan'Israely. Fandikana hafa: "hitranga tsy ho ela ny sazin'Israely"

manohitra ny vahoaka rehetra ilay fahitana

"hitranga amin'ny vahoaka izay nasehon'Andriamanitra"

vahoaka

olona maro be. Eto izany dia maneho ny vahoakan'Israely.

raha mbola velona koa izy ireo

ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'israely izay mivarotra zavatra.

Tsy hiverina izy ireo

"tsy hiverina any Israely izy ireo."

tsy misy olona mivelona amin'ny fahotany ho atanjahana

Ny teny hoe "atanjahana" dia maneho ny fanampian'Andriamanitra olona iray mba handroso hatrany rehefa mafy ny zavatra amin'ny alalan'ny fanantenana, faherezana ary tanjaka ara-batana. "tsy misy olona velona izay tsy mankato an'Andriamanitra hatrany ho ampian'Andriamanitra."