plt_tn/ezk/07/12.md

28 lines
962 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.
# Ho avy ny fotoana; efa manakaiky ny andro
Ny hoe "fotoana" sy "andro" dia samy maneho ny fotoana hanasazian'Andriamanitra ny vahoakan'Israely. Fandikana hafa: "hitranga tsy ho ela ny sazin'Israely"
# manohitra ny vahoaka rehetra ilay fahitana
"hitranga amin'ny vahoaka izay nasehon'Andriamanitra"
# vahoaka
olona maro be. Eto izany dia maneho ny vahoakan'Israely.
# raha mbola velona koa izy ireo
ny teny hoe "izy ireo" dia maneho ny vahoakan'israely izay mivarotra zavatra.
# Tsy hiverina izy ireo
"tsy hiverina any Israely izy ireo."
# tsy misy olona mivelona amin'ny fahotany ho atanjahana
Ny teny hoe "atanjahana" dia maneho ny fanampian'Andriamanitra olona iray mba handroso hatrany rehefa mafy ny zavatra amin'ny alalan'ny fanantenana, faherezana ary tanjaka ara-batana. "tsy misy olona velona izay tsy mankato an'Andriamanitra hatrany ho ampian'Andriamanitra."