plt_tn/ezk/07/10.md

877 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely.

Indro!

DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

tonga ny andro

"tonga ny andro fanasaziana anao."

Ho avy ny fiafarana ratsy

Ity dia maneho ny antoka fa ho avy amin'Israely ny loza. DH: "Nanomboka tonga teo amin'Israely ny loza" na "nisy zavatra mahatsiravina nanomboka nitranga."

Mandrobona ny rantsan-kazo, mitsimoka ny avonavona

"Nanomboka naniry teo amin'ny rantsan-kazo ny voninkazo ary naniry avonavona be izany." Eto ny rantsan-kazo dia maneho an'Israely na ny herisetra. Ireo mety ho heviny dia 1) "lasa niavonavona ny vahoakan'Israely" na "lasa mahery setra sy tena miavonavona ny vahoakan'Israely."

Nitombo teo amin'ny rantsan-kazon'ny faharatsiana ny herisetra

"Ny herisetran'ny vahoaka dia nitarika azy ireo hanao zavatra ratsy maro kokoa"