# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Ireto no tenin'i Yaveh momba an'Israely. # Indro! DH: "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!" # tonga ny andro "tonga ny andro fanasaziana anao." # Ho avy ny fiafarana ratsy Ity dia maneho ny antoka fa ho avy amin'Israely ny loza. DH: "Nanomboka tonga teo amin'Israely ny loza" na "nisy zavatra mahatsiravina nanomboka nitranga." # Mandrobona ny rantsan-kazo, mitsimoka ny avonavona "Nanomboka naniry teo amin'ny rantsan-kazo ny voninkazo ary naniry avonavona be izany." Eto ny rantsan-kazo dia maneho an'Israely na ny herisetra. Ireo mety ho heviny dia 1) "lasa niavonavona ny vahoakan'Israely" na "lasa mahery setra sy tena miavonavona ny vahoakan'Israely." # Nitombo teo amin'ny rantsan-kazon'ny faharatsiana ny herisetra "Ny herisetran'ny vahoaka dia nitarika azy ireo hanao zavatra ratsy maro kokoa"