plt_tn/ezk/07/05.md

24 lines
718 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Ireto no tenin'i Yaveh tamin'i vahoakan'Israely.
# Tompo Yaveh
Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.
# Loza! Loza tsy misy toy izany! Indro, ho avy izany
Natao ireo mba hanamafisana an'ilay andalana. DH: "Indro, misy loza mahatsiravina ho avy, izay tsy mbola nisy niaina teo aloha."
# Indro
Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka. Fandikana hafa: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao."
# Nifoha hanohitra anao ny fiafarana
Ny fitsarana izay ho avy dia raisina toy ny hoe fahavalo izay nifoha tamin'ny torimaso.
# ireo tendrombohitra dia tsy ho faly intsony
"tsy hanana fifaliana intsony ireo olona eny amin'ny tendrombohitra."