plt_tn/ezk/07/05.md

718 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh tamin'i vahoakan'Israely.

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.

Loza! Loza tsy misy toy izany! Indro, ho avy izany

Natao ireo mba hanamafisana an'ilay andalana. DH: "Indro, misy loza mahatsiravina ho avy, izay tsy mbola nisy niaina teo aloha."

Indro

Ny teny hoe "indro" eto dia manampy fanamafisana an'izay manaraka. Fandikana hafa: "jereo" na "henoy" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao."

Nifoha hanohitra anao ny fiafarana

Ny fitsarana izay ho avy dia raisina toy ny hoe fahavalo izay nifoha tamin'ny torimaso.

ireo tendrombohitra dia tsy ho faly intsony

"tsy hanana fifaliana intsony ireo olona eny amin'ny tendrombohitra."