plt_tn/ezk/07/03.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Ireto no tenin'i Yaveh amin'ny vahoakan'Israely.

eo aminao ny fiafarana

"tapitra ny fiainanao" na "tonga ny fiafaran'ny fotoanao"

araka ireo fombanao

"araka ireo zavatra izay ataonao" na "noho ireo zavatra ratsy izay ataonao"

hitondra ireo fahavetavetanao rehetra eo aminao Aho

"hataoko miaina an'ireo vokatry ny fitondrantena maharikorikoanao Aho" na "hanasazy anao nohon'ny fanaovana an'ireo zavatra izay halako mafy ireo Aho"

fahavetavetana

Ity dia maneho ny fitondratena izay halan' Andriamanitra.

Fa tsy hiantra anao ny masoko

"Fa tsy hijery anao amin'ny famindram-po Aho"

ho entiko eo aminao ireo fombanao

"hataoko miaina ny vokatr'ireo fitondrantena ratsinao ianao" na "ho saziako noho ireo zavatra ratsy izay ataonao ianao."

ho eo anivonao ireo fahavetavetanao

  1. "hanodidina anao ny vokatry ny fitondratena maharikorikonao" na 2) "hiaraka aminao ireo sampinao ary tsy hanam-pahefana." Ny fahavetavetana eto dia maneho ny fanasaziana nohon'ny fitondratena izay halan'Andriamanitra, na ny sampin'izy ireo, izay halan'Andriamanitra.