forked from WA-Catalog/plt_tn
24 lines
1.2 KiB
Markdown
24 lines
1.2 KiB
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
|
|
|
|
Ireto no tenin'i Yaveh tamin'ny vahoakan'Israely.
|
|
|
|
# sasany ho tafatsoaka amin'ny sabatra
|
|
|
|
"sasany izay tsy maty tany an'ady." Ny sabatra dia maneho ny fahafatesana any an'ady.
|
|
|
|
# rehefa miely eraky ny tanàna ianareo
|
|
|
|
"rehefa mandeha mipetraka any amin'ny firenena samihafa ianareo"
|
|
|
|
# Izaho dia nalahelo tamin'ny fivadibadihan'ny fon'izy ireo izay niodina tamiko
|
|
|
|
Yaveh dia miresaka ny amin'ireo Israelita toy ny hoe vehivavy izay miara-mandry amin'ny olona maro izy ireo. DH: "Nalahelo Aho satria izy ireo dia tahaka ny vady izay nandao Ahy mba hiara-mandry amin'ny lehilahy hafa"
|
|
|
|
# ary tamin'ny mason'izy ireo izay nijangajanga nanaraka ireo sampin'izy ireo
|
|
|
|
Yaveh dia miresaka ny amin'ireo Israelita toy ny hoe vehivavy manambady izay mijery lehilahy hafa izy ireo ary maniry ny hiara-mandry amin'izy ireo. DH: "ary naniry mafy ny hanompo sampy izy ireo"
|
|
|
|
# hampiseho rikoriko eny amin'ny tavan'izy ireo tamin'ny faharatsiana izay nataon'izy ireo
|
|
|
|
Ireo mety ho heviny dia 1) "hankahakala ny tenany izy ireo nohon'ny zavatra ratsy izay nataon'izy ireo" na 2) "hankahala an'ireo zavatra ratsy izay nataony izy ireo." DH: "Ny tavan'izy ireo dia hampiseho ny fankahalan'izy ireo an'ireo faharatsiana izay nataon'izy ireo."
|