plt_tn/ezk/05/15.md

848 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.

am-pahatezerana sy am-pahavinirana

Ireo teny hoe "hatezerana" sy "havinirana" dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny hamafin'ny hatezerana. DH: "satria ho tezitra mafy aminareo Aho."

tsipìka mafin'ny mosary

"mosary mahery vaika"

hanapaka ny famatsiana mofonareo

Ny hoe "famatsiana" dia zavatra izay niankinan'ny olona mba hizaka azy ireo. Io fehezanteny io dia sarinteny izay midika hoe "manala ny famatsiana sakafo izay hiankinanareo." DH: "hanapaka ny famatsian-tsakafonareo" (UDB). Jereo ny fomba nandikana ny hoe "famatsiana mofo" tao amin'ny 4:16.

Ny areti-mandringana sy ny rà dia handalo aminareo

"handalo eo aminareo ny areti-mandringana sy fahafatesana mahery vaika." Io fahafatesana mahery vaika io dia ho vokatry ny ady.