plt_tn/ezk/05/15.md

20 lines
848 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.
# am-pahatezerana sy am-pahavinirana
Ireo teny hoe "hatezerana" sy "havinirana" dia manana hevitra mitovy ary manamafy ny hamafin'ny hatezerana. DH: "satria ho tezitra mafy aminareo Aho."
# tsipìka mafin'ny mosary
"mosary mahery vaika"
# hanapaka ny famatsiana mofonareo
Ny hoe "famatsiana" dia zavatra izay niankinan'ny olona mba hizaka azy ireo. Io fehezanteny io dia sarinteny izay midika hoe "manala ny famatsiana sakafo izay hiankinanareo." DH: "hanapaka ny famatsian-tsakafonareo" (UDB). Jereo ny fomba nandikana ny hoe "famatsiana mofo" tao amin'ny 4:16.
# Ny areti-mandringana sy ny rà dia handalo aminareo
"handalo eo aminareo ny areti-mandringana sy fahafatesana mahery vaika." Io fahafatesana mahery vaika io dia ho vokatry ny ady.