plt_tn/ezk/05/07.md

725 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda.

Tompo Yaveh

Adikao toy ny tao amin'ny 2:4.

Satria ianao manahirana kokoa noho

"satria ny otanao dia ratsy kokoa noho" na "satria ianao dia maditra noho"

izay manodidina anao

"izay manodidina anao rehetra"

tsy nandeha tamin'ny lalàko

ny mandeha dia sarinteny ho an'ny fomba fiainan'ny olona iray. DH: "tsy niaina araka ireo lalàko" na "tsy nankato ireo lalàko"

na niasa araka ny didiko

"na nankato ireo didiko"

Indro!

"jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!"

Hanatanteraka fitsaràna eo afovoanao Aho

"hitsara anao amin'ny fomba isan-karazany Aho" na "hanasazy anao Aho" (UDB).