# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Yaveh manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely sy Joda. # Tompo Yaveh Adikao toy ny tao amin'ny 2:4. # Satria ianao manahirana kokoa noho "satria ny otanao dia ratsy kokoa noho" na "satria ianao dia maditra noho" # izay manodidina anao "izay manodidina anao rehetra" # tsy nandeha tamin'ny lalàko ny mandeha dia sarinteny ho an'ny fomba fiainan'ny olona iray. DH: "tsy niaina araka ireo lalàko" na "tsy nankato ireo lalàko" # na niasa araka ny didiko "na nankato ireo didiko" # Indro! "jereo!" na "henoy!" na "mifantoha amin'izay ho lazaiko anao!" # Hanatanteraka fitsaràna eo afovoanao Aho "hitsara anao amin'ny fomba isan-karazany Aho" na "hanasazy anao Aho" (UDB).