plt_tn/ezk/01/19.md

1.0 KiB

Rehefa niainga tamin'ny tany ireo zava-manan'aina

Nanidina teny amin'ny habakabaka ireo zava-manan'aina rehefa niainga avy teo amin'ny tany. DH: "Koa rehefa niainga tamin'ny tany ireo zava-manan'aina ka niakatra teny amin'ny habakabaka"

ny fanahin'ireo zava-manan'aina

Ireo mety ho heviny dia 1) miresaka an'ireo "zava-manan'aina" ao amin'ny andininy faha 19 toy ny hoe zava-manan'aina iray ihany izy ireo, "tao amin'ireo kodia ny fanahin'ireo zava-manan'aina" na 2) mampiasa fomba fiteny mba hiresahana ny "fanahin'ny fiainana" na "ilay fanahy velona" na 3) "ilay fanahy izay nanome aina an'ireo zava-manan'aina sy nanome aina an'ireo kodia ihany koa."

niainga teo anilan'ireo ihany koa ireo kodia

"niala tamin'ny tany ihany koa ireo kodia ary nankeny amin'ny habakabaka"

Na aiza na aiza tian'ilay Fanahy haleha, dia nalehan'izy ireo

Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho an'ireo zava-manan'aina.

niainga teo anilan'ireo ihany koa ireo kodia

"niakatra teny amin'ny habakabaka niaraka tamin'ireo zava-manan'aina ireo kodia"