plt_tn/ezk/01/19.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Rehefa niainga tamin'ny tany ireo zava-manan'aina
Nanidina teny amin'ny habakabaka ireo zava-manan'aina rehefa niainga avy teo amin'ny tany. DH: "Koa rehefa niainga tamin'ny tany ireo zava-manan'aina ka niakatra teny amin'ny habakabaka"
# ny fanahin'ireo zava-manan'aina
Ireo mety ho heviny dia 1) miresaka an'ireo "zava-manan'aina" ao amin'ny andininy faha 19 toy ny hoe zava-manan'aina iray ihany izy ireo, "tao amin'ireo kodia ny fanahin'ireo zava-manan'aina" na 2) mampiasa fomba fiteny mba hiresahana ny "fanahin'ny fiainana" na "ilay fanahy velona" na 3) "ilay fanahy izay nanome aina an'ireo zava-manan'aina sy nanome aina an'ireo kodia ihany koa."
# niainga teo anilan'ireo ihany koa ireo kodia
"niala tamin'ny tany ihany koa ireo kodia ary nankeny amin'ny habakabaka"
# Na aiza na aiza tian'ilay Fanahy haleha, dia nalehan'izy ireo
Ny teny hoe "izy ireo" dia maneho an'ireo zava-manan'aina.
# niainga teo anilan'ireo ihany koa ireo kodia
"niakatra teny amin'ny habakabaka niaraka tamin'ireo zava-manan'aina ireo kodia"