plt_tn/ezk/01/07.md

28 lines
822 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Ezekiela manohy mamaritra ny fahitany.
# fa ny faladiany tahaka ny kitron-janak'omby
"fa ny faladihany dia niendrika kitron-janak'omby" na "ny tongony dia niendrika tongotr'omby"
# kitron-janak'omby
ilay faritra mafy amin'ny tongotr'omby.
# namiratra tahaka ny varahina mangirana
"izay namiratra tahaka ny varahina izay nokosehina." Ity dia mamaritra ny tongotr'ireo zava-manan'aina. DH: "ary namiratra tahaka ny varahina mangirana izy ireo"
# tamin'ny lafiny efatra rehetra
"tamin'ny lafiny efatra rehetran'ny vatan'izy ireo"
# Tamin'izy efatra, dia tahaka izao ny tavany sy elany
"Tamin'ireo zava-manan'aina efatra, dia tahaka izao ny elatra sy ny tavan'izy ireo"
# ary tsy niherika izy ireo rehefa nandeha
"ary tsy niherika ireo zava-manan'aina rehefa nandeha izy ireo"