plt_tn/ezk/01/07.md

822 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Ezekiela manohy mamaritra ny fahitany.

fa ny faladiany tahaka ny kitron-janak'omby

"fa ny faladihany dia niendrika kitron-janak'omby" na "ny tongony dia niendrika tongotr'omby"

kitron-janak'omby

ilay faritra mafy amin'ny tongotr'omby.

namiratra tahaka ny varahina mangirana

"izay namiratra tahaka ny varahina izay nokosehina." Ity dia mamaritra ny tongotr'ireo zava-manan'aina. DH: "ary namiratra tahaka ny varahina mangirana izy ireo"

tamin'ny lafiny efatra rehetra

"tamin'ny lafiny efatra rehetran'ny vatan'izy ireo"

Tamin'izy efatra, dia tahaka izao ny tavany sy elany

"Tamin'ireo zava-manan'aina efatra, dia tahaka izao ny elatra sy ny tavan'izy ireo"

ary tsy niherika izy ireo rehefa nandeha

"ary tsy niherika ireo zava-manan'aina rehefa nandeha izy ireo"