# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy maneho ny rehetra izay natao ho an'i Mosesy ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nentin'izy ireo
"Nentin'ny vahoakan'ny Israely"
# ny tabernakely, ny lay fihaonana
Ireo dia manondro toerana iray ihany.