plt_tn/exo/39/40.md

252 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy maneho ny rehetra izay natao ho an'i Mosesy ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nentin'izy ireo

"Nentin'ny vahoakan'ny Israely"

ny tabernakely, ny lay fihaonana

Ireo dia manondro toerana iray ihany.