plt_tn/exo/39/25.md

12 lines
367 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona araka izay nodidiana tao amin'ny 28:33 ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# lakolosy volamena tsy miharo
Ireo dia lakolosy kely.
# lakolosy dia apongaben-danitra, lakolosy dia apongaben-danitra
Izany ny fomba tokony hamerenana ny sary amin'ny sisiny rehetra amin'nny akanjo lava.