plt_tn/exo/39/25.md

367 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manamboatra ny fitafian'ny mpisorona araka izay nodidiana tao amin'ny 28:33 ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

lakolosy volamena tsy miharo

Ireo dia lakolosy kely.

lakolosy dia apongaben-danitra, lakolosy dia apongaben-danitra

Izany ny fomba tokony hamerenana ny sary amin'ny sisiny rehetra amin'nny akanjo lava.