plt_tn/exo/38/09.md

16 lines
359 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao ny kianja ihany koa izy...fitohizana volafotsy ihany koa
Ho an'ny 38:9-10 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:9.
# zato hakiho...roapolo
"100 ... 20"
# hakiho
Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.