plt_tn/exo/38/09.md

359 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nanao ny kianja ihany koa izy...fitohizana volafotsy ihany koa

Ho an'ny 38:9-10 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 27:9.

zato hakiho...roapolo

"100 ... 20"

hakiho

Ny hakiho iray dia 46 santimetatra.