plt_tn/exo/37/27.md

16 lines
498 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nanao...tamin'ny volamena
Ho an'ny 37:27-28 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 30:3 and 30:5
# mba hifatotra amin'izany
DH: "izay afatotr'izy ireo amin'ny alitara"
# asan'ny mpangaroharo zava-manitra
Ny mpangaroharo zava-manitra dia manam-pahaizana amin'ny fampifangaroana zava-manitra sy menaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:22.