# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila. # Nanao...tamin'ny volamena Ho an'ny 37:27-28 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 30:3 and 30:5 # mba hifatotra amin'izany DH: "izay afatotr'izy ireo amin'ny alitara" # asan'ny mpangaroharo zava-manitra Ny mpangaroharo zava-manitra dia manam-pahaizana amin'ny fampifangaroana zava-manitra sy menaka. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 30:22.