plt_tn/exo/37/17.md

20 lines
685 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.
# Nataony...avy amin'ny fitoeran-jiro
Ho an'ny 37:17-19 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:31 sy ao amin'ny 25:33.
# Ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony dia natambatra ho iray miaraka aminy
DH: "Natambany ho iray tamin'ny fitoeran-jiro ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony
# Ary ny kapoaka telo dia natao toy ny felana amygdala
DH: "ary nanao kapoaka 3 tahaka ny felana amygdala izy"
# felana amygdala
Ny felana amygdala dia voninkazo fotsy na mavokely misy raviny dimy izay maniry eo amin'ny hazona amygdala.