plt_tn/exo/37/17.md

685 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Manohy manorina ny tabernakely sy ny fitaovana ny vondron'ny mpiasan'i Bezalila.

Nataony...avy amin'ny fitoeran-jiro

Ho an'ny 37:17-19 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 25:31 sy ao amin'ny 25:33.

Ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony dia natambatra ho iray miaraka aminy

DH: "Natambany ho iray tamin'ny fitoeran-jiro ny kapoakany, ny kiboriny, ary ny voninkazony

Ary ny kapoaka telo dia natao toy ny felana amygdala

DH: "ary nanao kapoaka 3 tahaka ny felana amygdala izy"

felana amygdala

Ny felana amygdala dia voninkazo fotsy na mavokely misy raviny dimy izay maniry eo amin'ny hazona amygdala.