plt_tn/exo/37/01.md

12 lines
276 B
Markdown

# Bezalila
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.
# Roa hakiho sy sasany...iray hakiho sy sasany
"2.5 hakiho...1.5 hakiho"
# tongony efatra
Ireo tapa-kazo efatra izay nanohana ny fiara ireo dia resahina toy ny hoe tongotr'olona na tongo-biby.