# Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1. # Roa hakiho sy sasany...iray hakiho sy sasany "2.5 hakiho...1.5 hakiho" # tongony efatra Ireo tapa-kazo efatra izay nanohana ny fiara ireo dia resahina toy ny hoe tongotr'olona na tongo-biby.