plt_tn/exo/36/29.md

306 B

Ireo hazo fisaka ireo...ary toy izany hatrany

Ho an'ny 36:29-30 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:22.

Enina ambin'ny folo ny fitambaran'ireo faladiany

"faladiany 16 ny fitambarany"

ary toy izany hatrany

Dia hisy faladiany roa ambanin'ny rafitra tsirairay rehetra.