plt_tn/exo/36/29.md

12 lines
306 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Ireo hazo fisaka ireo...ary toy izany hatrany
Ho an'ny 36:29-30 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:22.
# Enina ambin'ny folo ny fitambaran'ireo faladiany
"faladiany 16 ny fitambarany"
# ary toy izany hatrany
Dia hisy faladiany roa ambanin'ny rafitra tsirairay rehetra.