plt_tn/exo/36/08.md

12 lines
377 B
Markdown

# ireo mpanao asa-tanana rehetra...natambany
Ho an'ny 38:8-10 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:1.
# amin'ny lamba vita amin'ny rongony fotsy madinika
Ireo lamba ireo dia ravin-damba tenona sy nozairina hikambana mba ho afaka mihantona hahatonga rindrina na lay.
# Bezalila
Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.