# ireo mpanao asa-tanana rehetra...natambany Ho an'ny 38:8-10 jereo ny nandikanao ny ankabetsahan'ireo teny ireo ao amin'ny 26:1. # amin'ny lamba vita amin'ny rongony fotsy madinika Ireo lamba ireo dia ravin-damba tenona sy nozairina hikambana mba ho afaka mihantona hahatonga rindrina na lay. # Bezalila Io dia anaran-dehilahy. Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 31:1.