plt_tn/exo/35/30.md

8 lines
321 B
Markdown

# Nofenoiny tamin'ny Fanahiny i Bezalila
Ny Fanahin'Andriamanitra izay nanome fahaizana an'i Bezalela mba hiasa eto dia resahina toy ny hoe zavatra izay nameno an'i Bezalela Izy.
# asa famoronana rehetra sy fanaovana tao-zavatra
Ho an'ny 35:30-33 jereo ny nandikanao ireo teny ireo ao amin'ny 31:1 sy ao amin'ny 31:3.