plt_tn/exo/35/30.md

321 B

Nofenoiny tamin'ny Fanahiny i Bezalila

Ny Fanahin'Andriamanitra izay nanome fahaizana an'i Bezalela mba hiasa eto dia resahina toy ny hoe zavatra izay nameno an'i Bezalela Izy.

asa famoronana rehetra sy fanaovana tao-zavatra

Ho an'ny 35:30-33 jereo ny nandikanao ireo teny ireo ao amin'ny 31:1 sy ao amin'ny 31:3.