plt_tn/exo/34/25.md

386 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh.

ràn'ny sorona ho Ahy

Ny hoe rà izay mivoaka avy amin'ny biby dia azo ambara mazava. DH: "ny ràm-biby izay nataonao sorona ho Ahy"

miaraka amin'ny lalivay

Ny antony tsy hanasiana lalivay amin'ny mofo dia azo ambara mazava. DH: "amin'ny mofo iza misy lalivay"