# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy miteny amin'i Mosesy ny amin'izay tsy maintsy ataon'ny olona i Yaveh. # ràn'ny sorona ho Ahy Ny hoe rà izay mivoaka avy amin'ny biby dia azo ambara mazava. DH: "ny ràm-biby izay nataonao sorona ho Ahy" # miaraka amin'ny lalivay Ny antony tsy hanasiana lalivay amin'ny mofo dia azo ambara mazava. DH: "amin'ny mofo iza misy lalivay"