plt_tn/exo/34/08.md

673 B

Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao aho

Ny fankasitrahana olona dia resahina toy ny hoe mahita fitia eo imasony. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 33:12. DH: "Ankehitriny raha nankasitraka ahy Ianao" na "Ankehitriny raha ankasitrahinao Aho"

ny helokay sy ny fahotanay

Ireo teny hoe "heloka" sy "fahotana" dia midika zavatra mitovy ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana. DH: "ireo fahotanay rehetra"

raiso ho lovanao izahay

Ny zavatra izay ananan'ny olona mandrakizay dia resahina toy ny hoe zavatra izay nolovain'izy ireo. DH: "raiso ho vahoaka izay anao mandrakizay izahay" na "ekeo ho vahoaka izay anao mandrakizay izahay" (UDB)