# Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao aho Ny fankasitrahana olona dia resahina toy ny hoe mahita fitia eo imasony. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 33:12. DH: "Ankehitriny raha nankasitraka ahy Ianao" na "Ankehitriny raha ankasitrahinao Aho" # ny helokay sy ny fahotanay Ireo teny hoe "heloka" sy "fahotana" dia midika zavatra mitovy ihany amin'ny ankapobeny ary nampiarahina mba hanindriana. DH: "ireo fahotanay rehetra" # raiso ho lovanao izahay Ny zavatra izay ananan'ny olona mandrakizay dia resahina toy ny hoe zavatra izay nolovain'izy ireo. DH: "raiso ho vahoaka izay anao mandrakizay izahay" na "ekeo ho vahoaka izay anao mandrakizay izahay" (UDB)