plt_tn/exo/34/05.md

1.4 KiB

nitsangana niaraka tamin'i Mosesy teo

"nijoro niaraka tamin'i Mosesy tao an-tendrombohitra"

nanonona ny anarana hoe "Yaveh " izy

Ireo mety ho heviny dia 1) "niteny ny anaran'i Yaveh izy" na 2) "nambarany hoe iza i Yaveh". Ho an'ilay dikany faharoa, ny "anarana" dia manondro hoe iza Andriamanitra.

Yaveh, Yaveh, Andriamanitra dia mamindra fo sy miantra

Miresaka ny momba Azy Andriamanitra. DH: "Izaho, Yaveh, no Andriamanitra, ary mamindra fo sy malemy fanahy Aho"

feno fahatokiam-panekena sy fahamendreham-pitokisana

"maneho fahatokiam-mpanekena sy fahamendreham-pitokiana lalandava"

feno fahatokiam-panekena

"mahatoky amin'ny fanekeko lalandava". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 2O:4.

feno...fahamendreham-pitokisana

"mahatoky lalandava"

Kanefa

Miresaka momba ny tenany i Yaveh. DH: "Nefa ho Aho"

Kanefa tsy mba hanadio izay meloka Izy

Miresaka momba ny tenany i Yaveh. DH: "Tsy mba hanadio ny meloka Aho"

Kanefa tsy mba hanadio izay meloka

"tsy hanadio ny meloka tokoa" na "tsy hiteny mihitsy fa tsy manan-tsiny ny meloka" na "tsy hanafaka mihitsy ny olo-meloka"

Hamaly ny helok'ireo ray amin'ireo zanaka Izy sy amin'ireo zanak'ireo zanaka

Ny fanasaziana olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona entina ny sazy. DH: "Hanasazy ny zanaka noho ny fahotan'ny rainy Izy"

zanaka

Ny teny hoe "zanaka" dia manondro ireo taranaka. DH: "ny taranak'izy ireo"