# nitsangana niaraka tamin'i Mosesy teo "nijoro niaraka tamin'i Mosesy tao an-tendrombohitra" # nanonona ny anarana hoe "Yaveh " izy Ireo mety ho heviny dia 1) "niteny ny anaran'i Yaveh izy" na 2) "nambarany hoe iza i Yaveh". Ho an'ilay dikany faharoa, ny "anarana" dia manondro hoe iza Andriamanitra. # Yaveh, Yaveh, Andriamanitra dia mamindra fo sy miantra Miresaka ny momba Azy Andriamanitra. DH: "Izaho, Yaveh, no Andriamanitra, ary mamindra fo sy malemy fanahy Aho" # feno fahatokiam-panekena sy fahamendreham-pitokisana "maneho fahatokiam-mpanekena sy fahamendreham-pitokiana lalandava" # feno fahatokiam-panekena "mahatoky amin'ny fanekeko lalandava". Jereo ny nandikanao io andianteny io ihany ao amin'ny 2O:4. # feno...fahamendreham-pitokisana "mahatoky lalandava" # Kanefa Miresaka momba ny tenany i Yaveh. DH: "Nefa ho Aho" # Kanefa tsy mba hanadio izay meloka Izy Miresaka momba ny tenany i Yaveh. DH: "Tsy mba hanadio ny meloka Aho" # Kanefa tsy mba hanadio izay meloka "tsy hanadio ny meloka tokoa" na "tsy hiteny mihitsy fa tsy manan-tsiny ny meloka" na "tsy hanafaka mihitsy ny olo-meloka" # Hamaly ny helok'ireo ray amin'ireo zanaka Izy sy amin'ireo zanak'ireo zanaka Ny fanasaziana olona dia resahina toy ny hoe zavatra izay azon'ny olona entina ny sazy. DH: "Hanasazy ny zanaka noho ny fahotan'ny rainy Izy" # zanaka Ny teny hoe "zanaka" dia manondro ireo taranaka. DH: "ny taranak'izy ireo"