plt_tn/exo/33/19.md

272 B

Ampandaloviko eo anatrehanao ny fahatsarako rehetra

Ny fandalovana amin'i Mosesy mba ahafahan'i Mosesy mahita ny fahatsarany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe ny fahatsarany ihany no handalo an'i Mosesy. DH: "Handalo aminao Aho mba ahafahanao mahita ny fahatsarako"