forked from WA-Catalog/plt_tn
4 lines
272 B
Markdown
4 lines
272 B
Markdown
|
# Ampandaloviko eo anatrehanao ny fahatsarako rehetra
|
||
|
|
||
|
Ny fandalovana amin'i Mosesy mba ahafahan'i Mosesy mahita ny fahatsarany dia resahin'Andriamanitra toy ny hoe ny fahatsarany ihany no handalo an'i Mosesy. DH: "Handalo aminao Aho mba ahafahanao mahita ny fahatsarako"
|