plt_tn/exo/33/12.md

711 B

Indro

"Jereo!" na "Henoy!" na "Tandremo izay holazaiko Anao."

Fantatro anarana ianao

Ny mahafantatra olona amin'ny anarany dia mahafantatra azy ireo tsara. DH: "Fantatro tsara ianao"

nahita fitia teo imasoko ihany koa ianao

Io dia anisan'izay nolazain'Andriamanitra tamin'i Mosesy. DH: "Ankasitrahiko ianao" na "Mankasitraka anao Aho"

Ankehitriny raha nahita fitia teo imasonao ary aho

Io dia anisan'izay nolazain'i Mosesy an'Andriamanitra. DH: "Ankehitriny raha ankasitrahinao aho" na "Ankehitriny raha mankasitraka ahy Ianao"

asehoy ahy ny lalanao

Ireo mety ho heviny dia: 1) "asehoy ahy izay hataonao amin'ny hoavy" na 2) "asehoy ahy ny fomba ahafahan'ny olona manao izay ankasitrahinao".